Zazakely izahay! (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zazakely izahay ry tononkira.serasera.org djhzkzw Jeso be fitia
Votsa vava vfsbvsv tsy mahay miantso ny anaranao
Kanefa bfzxea re, Jesosy ô!
Ampianaro izahay
Anolotra ny tenanay ho Anao
Jeso ô!
Be ny fahavalonay ry Jeso be fitia
Ka mangataka Aminao
Hitsinjo hatrany
Kanefa re.....
Votsa vava vfsbvsv tsy mahay miantso ny anaranao
Kanefa bfzxea re, Jesosy ô!
Ampianaro izahay
Anolotra ny tenanay ho Anao
Jeso ô!
Be ny fahavalonay ry Jeso be fitia
Ka mangataka Aminao
Hitsinjo hatrany
Kanefa re.....
--------
Link:
