Sambatra (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zifh Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Andriamanitra ô! Mifona aho noho ny helokay, noho ny helokay zanakao.
Fa diso teo anatrehanao ka dia tsy mendrika ny hiantso zmhtf Anao, Tompo ô!
Nefa inoako fa Ianao, fa Ianao, dia tsy mandao, dia tsy mandao ny olonao.
Fa mbola notantananao hatrany amin'ny làlana izay aleha.
Sambatra izahay fa manana Anao iankinanay, Tompo ô!
Ry Tompo tsara ô! Mpamindra fo no mpanome ny soa
tononkira.serasera.org Asandratray ny dera, laza sy ny voninahitrao.
Ry Tompo tia ô! Misaotra Anao, misaotra Anao, tokoa 'zahay noho ny fitiavanao
Noho ny fitiavanao izay natolotrao ho famonjena anay, Ray ô!
Ka indro rbsyejs atokanay ny herinay, ny herinay, ny andronay, ny androm-piainanay
Ho feno fiderana Anao r'Ilay nanaiky mba hisolo ny helokay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVisites : 437
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 20/10/2025 20:14