Sambatra (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   hbwaqo                              Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Andriamanitra ô! Mifona aho noho ny helokay, noho ny helokay zanakao.
Fa diso teo anatrehanao ka dia tsy mendrika ny hiantso Anao, Tompo ô!
Nefa inoako fa Ianao, fa Ianao, dia tsy mandao, dia tsy mandao ny olonao.
Fa mbola notantananao hatrany amin'ny làlana izay aleha.

      tononkira.serasera.org          Sambatra izahay fa manana Anao iankinanay, Tompo ô!
               Ry Tompo tsara ô! Mpamindra fo lrcok no mpanome ny soa
      mwiwg          Asandratray ny dera, laza sy ny voninahitrao.

Ry Tompo tia ô! Misaotra Anao, misaotra Anao, tokoa 'zahay noho ny fitiavanao
Noho ny fitiavanao izay natolotrao ho famonjena anay, Ray ô!
Ka indro atokanay ny herinay, ny herinay, ny andronay, ny androm-piainanay
Ho feno fiderana Anao r'Ilay nanaiky mba hisolo ny helokay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna
Visites : 536
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 20/10/2025 20:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295