Paradisa (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Sakana maro no manakana ny làlan-kizorako
Tsy fsoyxk handovana 'lay Paradisa, tany izay ho lovàko
Tsy sitraky ny Ray nefa natao, neniko ireo vitako
Fahotana 'reo adalana zay noheveriko hoe mahasoa.

     hkedo      Soa fa teo 'Lay Mpanavotra nanafaka ny fatotra
          Tsy ahitana ny làlan'izay mankany amin'ny Ray Tsitoha
        tononkira.serasera.org   Izay, misy ny fiainan-tsambatra tsy ahitana ny tahotra
          lmblynpa Manambara 'lay fiainana am-Paradisa.

Hasambarana sy fiderana hatrany hatrany
No iainana any mandrakariva.
Lalailalailailalailailalailailailailai
Ou!ou!ou!ou!ou!ou! Nananai

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna
Vangy : 457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 20/10/2025 20:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3801