Ny Fitiavany (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Tsy sahiko hadinoina ny rà nalatsakao
Ianao, Ianao ilay nohomboina
Tsy sahiko hadinoina Ianao 'lay nohelohina.
kbabqv
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
Ianao Ilay nohomboina nisolo ny heloko
tqgnbk Fitia tsy manam-petra no indro atolotrao, ka
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
Ianao Ilay nohomboina noho ny heloko.
Na maro ny adalako ny ratsy vitako
Ianao nanaiky hanafaka ahy
Tsy mendrika ho Anao aho fa Ianao nandefitra.
Jeso atolotro izao ny tenako ho Anao
Ianao, Ianao no hany inoako
Tefeo re ny foko tononkira.serasera.org fa vonona aho ny hanompo.
Ianao Fitiavako, Ianao fsdrva no isaorako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVisites : 471
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 19/10/2025 21:51