Resy lahatra (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     tononkira.serasera.org                             Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.

          Resy lahatra aho, resy lahatra aho noho Ianao
          Resy lahatra aho fa notahianao
          Resy lahatra aho, ka mba raiso amin'izay
       tilhorq    Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.

          Fitiavana tsy mety ritra no natolotrao anay
          hzreg Na tsy mendrika aza izahay dia tsy foinao ho very
          fncxawk Fa ho eo Anilanao mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna
Vangy : 434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 19/10/2025 21:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.113