Matokia (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Ho anao 'zay mitanondrika amin'izao fiainana izao
Tsy mahita fiadanana fa fahoriana hatrany
'Zao lazaiko anao, fa ny Tompo tsy mandao
Na dia maro reo olanao Izy dia hofddil eo hatrany
Zao no hambarako aminao fa krygpjmq Ianao dia zanany
Tsy foiny na dia sedrainy.
tononkira.serasera.org Ho mpandresy ianao fa matokia,
Tsy ho resy ianao malalany
Izao no ataovy an-doha fa Mpamonjy Ray Tsitoha
No mitaiza anao ka matokia.
Tsarovy fa ny Tompo dia nitomany,
Nisedra ireo fahoriana teto an-tany
Nandalo anefa izany, 'zay lay fiainana lazaiko
Fiainana mandalo ny eto an-tany.
Matokia Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao
Matokia Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao.
Izao no ataovy an-doha fa Mpamonjy fiho Ray Tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVangy : 413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 20/10/2025 20:28