Resy lahatra (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga tononkira.serasera.org mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.
oudlnkql ymsojcs Resy lahatra aho, resy lahatra aho noho Ianao
Resy lahatra aho fa notahianao
Resy lahatra aho, ka mba raiso amin'izay
Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.
Fitiavana tsy mety ritra no natolotrao anay
Na tsy mendrika aza izahay dia tsy foinao ho very
Fa ho eo txgzp Anilanao mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVangy : 477
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 19/10/2025 21:30