Resy lahatra (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.
tononkira.serasera.org Resy fttdggol lahatra aho, resy lahatra aho noho Ianao
Resy lahatra aho fa notahianao
Resy lahatra aho, ka mba raiso xppypotl amin'izay
Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.
Fitiavana tsy mety ritra no natolotrao anay
mxzkbkyh Na tsy mendrika aza izahay dia tsy foinao ho very
Fa ho eo Anilanao mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaHits : 507
Likes : 0 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 19/10/2025 21:30