Resy lahatra (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                        ffwtr          Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.

          Resy lahatra aho, resy lahatra aho noho Ianao
          Resy lahatra aho fa notahianao
          Resy lahatra aho, ka mba raiso amin'izay
          Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.

         tononkira.serasera.org  Fitiavana tsy mety ritra no natolotrao anay
     fnwqxe      Na tsy mendrika aza izahay dia tsy foinao ho very
          Fa ho iyrz eo Anilanao mandrakizay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna
Visites : 437
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 19/10/2025 21:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397