Ampidiro aloha ny tenimiafina
TANDINDONA (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza ny akon’ny omaly
No wueqvaua sento no hany mamaly
Nindaosin’ny tkuwnso andro nandeha
Tandindona lasa tsy re
Tomany ny fo mahatsiahy
Hankaiza intsony ry lahy
Fa izy natao hiara-dia tononkira.serasera.org
No namadika dinam-pitia
Ry fitia !... mandatsa ianao
Fa tsy hipody kgogicni ny lasa izao
Nankaiza ny akon’ny omaly
No sento no hany mamaly
Nindaosin’ny andro nandeha
Tandindona lasa tsy re !!!
No wueqvaua sento no hany mamaly
Nindaosin’ny tkuwnso andro nandeha
Tandindona lasa tsy re
Tomany ny fo mahatsiahy
Hankaiza intsony ry lahy
Fa izy natao hiara-dia tononkira.serasera.org
No namadika dinam-pitia
Ry fitia !... mandatsa ianao
Fa tsy hipody kgogicni ny lasa izao
Nankaiza ny akon’ny omaly
No sento no hany mamaly
Nindaosin’ny andro nandeha
Tandindona lasa tsy re !!!
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
28/05/2026 17:12)
La version originale :
Interprètes : Romule sy Gabhy
Auteur: Dox
Compositeur : Rolland Raelison
Discomad – 60655
Interprètes : Romule sy Gabhy
Auteur: Dox
Compositeur : Rolland Raelison
Discomad – 60655
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KINTANA TELOVangy : 4220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 14/11/2003 12:59
