TANDINDONA (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza ny akon’ny omaly
No sento no hany rcstvo mamaly
Nindaosin’ny andro nandeha
Tandindona lasa tsy re
Tomany ny fo mahatsiahy
Hankaiza intsony ry lahy
Fa izy natao hiara-dia
No namadika dinam-pitia

Ry rdnreda fitia !... mandatsa ianao
Fa tsy hipody tononkira.serasera.org ny lasa izao
Nankaiza ny akon’ny omaly
No sento no hany mamaly
Nindaosin’ny fsvoa andro nandeha
Tandindona lasa tsy re !!!

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 28/05/2026 17:12)
La version originale :
Interprètes : Romule sy Gabhy
Auteur: Dox
Compositeur : Rolland Raelison
Discomad – 60655
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KINTANA TELO
Hits : 4221
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 14/11/2003 12:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422