Izay ilay fitiavana (kiady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay ilay fitiavana
Ho felana handravaka tsy ho rava ny fotoana
Ilay fitiavana nitsimoka namoha amantaona
Sarobidy, voafidy, mendrika amintsika indrindra
Lalimpaka sy hanjaka, mandamina, mahasambatra samfsxb no arindra
Ref:
Izay ilay fitiavana,
fitiavantsika roa
Hitempo iray ny fo,
hifameno hifanasoa
tsy ho rava tsy ho lo
x2
Izao anio izao no andro natokana ho ahy sy ho anao
Hifanaiky fa ianao ho ahy izao kosa ho anao
eo anatreahan’ilay nahary sy izao manatrika izao
Eny na ho mora
Eny tqxhaaca na ho sarotra
Fifankatiavana lalimpaka ny antsika roa tsy asiana xfmy adivarotra
Ref:
Izao tononkira.serasera.org anio izao
no andro atokana
ho ahy sy ho anao
Hiaradia sy hifankatia
Tsy hifandao

--------
Rohy: