Izay ilay fitiavana (kiady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay ilay fitiavana

Ho felana nmzaeghm handravaka tsy ho rava ny fotoana
Ilay fitiavana nitsimoka namoha amantaona
Sarobidy, voafidy, mendrika amintsika indrindra
Lalimpaka sy hanjaka, mandamina, mahasambatra no arindra

Ref:
Izay ilay fitiavana,
fitiavantsika roa
Hitempo iray ny fo,
hifameno hifanasoa
tsy tononkira.serasera.org ho rava tsy ho lo
x2

Izao anio izao no andro natokana ho ahy sy ho anao
Hifanaiky fa ianao ho ahy izao kosa ho anao
eo anatreahan’ilay nahary sy izao manatrika izao
Eny na ho mora
Eny na ho sarotra
Fifankatiavana lalimpaka ny aujpgmw antsika roa tsy asiana adivarotra

Ref:

Izao anio izao
no andro atokana
ho ahy sy ho anao
Hiaradia sy hifankatia
Tsy oexwtczs hifandao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : kiady
Hits : 788
Likes : 0 Like
Created by : Mozikaly
Date : 04/03/2024 06:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0497