Mbola ity (kiady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay nahary no hisaorana
Nanome ireo fotoana fy tambarana sy nihaonana
Fiarahana , fifankatiavana tsy lncfug ravan’ny taona ny antsika
Ho irian’olona fa tsy haniry sy hitsiritra
Dia mbola ity aho, mbola tononkira.serasera.org io ianao
Hiaraka hiaina fahasambarana vaovao
Irariana hidongy toerana ny fifaliana maro
Amin’ny ho avy rehetra ,ny soa sy opbmst ny tsara no hifangaro
Mbola be no tiana hita sy jvfzthv hiainana i aminao
Toa fohy toa lava , to Fy ny fiainana anilanao
Raha taona no isaina,tsy azo isaina amin’ny rantsatanana
Fa vetivety, tsy hitahita satria niainana ampitiavana
Nisy ambony, nisy ambany
Fombany ihany io aky
Izay nirodana aoka ho any
Fa tsy hisy haharesy ny fitia

--------
Rohy: