Izaho sy Ianao (kiady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola hafa ihany ny anilanao
Feno fitia tena mafana akia
Sarotra dcnw amiko ny hanadino anao
Na dia lavitra aza indraindray ny elanelana
Ny alina mangina, ilay sarinao ataoko an-doha fandriana
Hampihaona ny eritreritra
Tsy andriko ny maraina ahitana anao
Hitantarako indray ilay nofintsika ho iray
Hikalo ao am-poko ao ilay fitia efa voatokana ho anao
N’aiza n’aiza, na rahoviana
Ianao irery ihany no antsoiko hoe:Tiana
Fa izao tontolo izao zava-poana raha tsy eo anilanao
Ny andro ratsy anilanao tononkira.serasera.org anjary lohataona
Tena sambatra aho nomen’Andriamanitra anao
F’ianao matoky ahy, izaho tsy hanary anao
Sady jqswiwq ny antsika mitsaika milamina ihany
Fandalovana ety, izzj atao matsiro ny fiainana an-tany
Ka na ho avy ary ny farany,
Izao hita maso izao potika sy foana
Izaho sy Ianao efa niara-tsambatra
Fa na iza hitabataba, izaho sy ianao noho izaho sy ianao
Valaka eo izy
Fa na iza himenomenona, ireo mpanaratsy no hanenina
Very eo izy

Fa izao tontolo izao zava-poana raha tsy eo ianao
Ny andro ratsy anilanao anjary lohataona
Atolotra ho an’izay mahafantatra ahy sy izay mpankafy io hira io

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : kiadyVangy : 25627
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tya
Daty : 19/01/2005 11:43