Izay ilay fitiavana (kiady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay ilay fitiavana
Ho felana handravaka tsy ho rava ny fotoana
Ilay tononkira.serasera.org fitiavana nitsimoka namoha amantaona
Sarobidy, voafidy, mendrika amintsika indrindra
Lalimpaka hidengo sy hanjaka, mandamina, mahasambatra no mugche arindra
Ref:
Izay ilay fitiavana,
fitiavantsika roa
Hitempo iray ny fo,
hifameno hifanasoa
tsy ho rava tsy ho lo
x2
Izao anio ogns izao no andro natokana ho ahy sy ho anao
Hifanaiky fa ianao ho ahy izao kosa ho anao
eo anatreahan’ilay nahary sy izao manatrika izao
Eny na ho mora
Eny na ho sarotra
Fifankatiavana lalimpaka ny antsika roa tsy asiana adivarotra
Ref:
Izao anio izao
no andro atokana
ho ahy sy ho anao
Hiaradia sy hifankatia
Tsy hifandao

--------
Link: