Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY AKAIKINAO (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko Jeso raha sitrakao
Hirara-dalana aminao ho doria
Iriko koa raha Ianao izao
Mitantana tononkira.serasera.org ny dia
REF: Ny akaikinao no mahatsara ahy
luzo Anilananao aho, mahery sy sahy
Midira ato am-poko Ianao
btpnclch Mba hanapaka izao ny fiainako, Jeso
Na toa mamairatra aza ety
Feno hafaliana, mihelina koa
Dia kanto loatra sy tsara wbbtiws ery
Ny akaikinao Jeso
REF:....
Iriko Jeso rah a sitrakao
NY AKAIKINAO doriiiiiiiiiiiiiia.....
Hirara-dalana aminao ho doria
Iriko koa raha Ianao izao
Mitantana tononkira.serasera.org ny dia
REF: Ny akaikinao no mahatsara ahy
luzo Anilananao aho, mahery sy sahy
Midira ato am-poko Ianao
btpnclch Mba hanapaka izao ny fiainako, Jeso
Na toa mamairatra aza ety
Feno hafaliana, mihelina koa
Dia kanto loatra sy tsara wbbtiws ery
Ny akaikinao Jeso
REF:....
Iriko Jeso rah a sitrakao
NY AKAIKINAO doriiiiiiiiiiiiiia.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KEROBIMA ANKATSOVangy : 2516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo ANDRIANAIVO
Daty : 23/05/2019 08:57
