NY AKAIKINAO (KEROBIMA ANKATSO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko Jeso raha sitrakao
Hirara-dalana aminao ho doria
Iriko koa raha Ianao izao
Mitantana ny dia

REF: jenj Ny akaikinao no mahatsara ahy
        Anilananao aho, mahery sy sahy
        Midira ato am-poko Ianao tononkira.serasera.org
        Mba hanapaka izao ny fiainako, Jeso

Na toa mamairatra aza ety
Feno hafaliana, mihelina koa
Dia kanto loatra ydjf sy tsara ery
Ny akaikinao Jeso

REF:....

Iriko hybti Jeso rah a sitrakao
NY AKAIKINAO doriiiiiiiiiiiiiia.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KEROBIMA ANKATSO
Visites : 2518
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 23/05/2019 08:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2447