NY AKAIKINAO (KEROBIMA ANKATSO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko Jeso raha sitrakao
Hirara-dalana aminao mynladv ho doria
Iriko koa raha Ianao izao
Mitantana ny dia

REF: Ny akaikinao no mahatsara ahy
   kohppqsi     vgyaoorh  Anilananao aho, mahery sy sahy
        Midira ato am-poko Ianao
        Mba hanapaka izao ny fiainako, Jeso

Na toa mamairatra aza ety
Feno hafaliana, mihelina tononkira.serasera.org koa
Dia kanto loatra sy tsara ery
Ny akaikinao Jeso

REF:....

Iriko Jeso rah a sitrakao
NY AKAIKINAO doriiiiiiiiiiiiiia.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KEROBIMA ANKATSO
Hits : 2521
Likes : 0 Like
Created by : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 23/05/2019 08:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1071