Miovà (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miovà
mibcnjq Moa mba renao ny antsony aminao ?
‘Njao manambitamby mitalaho
Manatsotra izany tanany hamihina
Anao tononkira.serasera.org malalany
Na nandao ny valany, nania
Miantso khohl anao Jesosy ka modia
Tsy hanisa heloka fa hanadio anao
Mba ho tonga olom-baovao
Mbola miandry anao ny Tomponao
Hanadino ny ota vitanao
Tsy mba sitrany ny hahavery ny fanahinao
Miovà, fa mbola tiana ianao
Araraoty dieny anio izao
Ilay famindram-po omeny anao
Sao ity no andro fara ahavelomanao
Na ho antso farany atao
Ref : Ka moa ve mbola hanamafy fo ?
‘Ndeha handao ny ratsy fanao taloha
Miantefa wjtuxdak aminao ny Antson’ny Tompo
Aza mandà !
Ndeha hibebaka Aminy,
Ndeha re Miovà !
Mibebaha sao ho neninao
Raiso Izy ho fiainanao
Miovà fa Jesosy anie
Vonona handray anao
A/C : Finaritra Ny Aina
mibcnjq Moa mba renao ny antsony aminao ?
‘Njao manambitamby mitalaho
Manatsotra izany tanany hamihina
Anao tononkira.serasera.org malalany
Na nandao ny valany, nania
Miantso khohl anao Jesosy ka modia
Tsy hanisa heloka fa hanadio anao
Mba ho tonga olom-baovao
Mbola miandry anao ny Tomponao
Hanadino ny ota vitanao
Tsy mba sitrany ny hahavery ny fanahinao
Miovà, fa mbola tiana ianao
Araraoty dieny anio izao
Ilay famindram-po omeny anao
Sao ity no andro fara ahavelomanao
Na ho antso farany atao
Ref : Ka moa ve mbola hanamafy fo ?
‘Ndeha handao ny ratsy fanao taloha
Miantefa wjtuxdak aminao ny Antson’ny Tompo
Aza mandà !
Ndeha hibebaka Aminy,
Ndeha re Miovà !
Mibebaha sao ho neninao
Raiso Izy ho fiainanao
Miovà fa Jesosy anie
Vonona handray anao
A/C : Finaritra Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 711
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:14
