IO NAMAKO IO (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ty hira ity, no hatolotro
Ho anao r’ilay namako hafa indrindra
’Zay navahako hatr’izao,
Fa raha nangoniko
Ireo teninao dia nahatonga saina ahy.
Ny hakiviako no efa atomotra,
Fa ianao, no nampahery tononkira.serasera.org nampirindra,
Nanao izay azo atao
Ka teo vao tsapako,
Fa mana-namana aho
Manoro sy manampy ahy.
Ref: Io namako io, azoko antoka
Mba fananako, sady matotra
Tena solon-dray aman-dreny ho ahy
Tsy foy no tsy asiako ahiahy
Io namako io, sarobidy ho ahy
Reharehako fifaliana ho ahy
Masoandro amam-bolana ankiray
Tsy hiala ato am-po mandrakizay.
Saingy hira iray no mba voatolotra,
Fa ny fo mitempo qnilppxo no mameno eto am-pikaloana,
Raha ny vitanao, tsy wbtjczk ho voavaly,
Ny hisaotra anao ficeqzdi tsy ho ampy.
Réf
www.joyk.net
Ho anao r’ilay namako hafa indrindra
’Zay navahako hatr’izao,
Fa raha nangoniko
Ireo teninao dia nahatonga saina ahy.
Ny hakiviako no efa atomotra,
Fa ianao, no nampahery tononkira.serasera.org nampirindra,
Nanao izay azo atao
Ka teo vao tsapako,
Fa mana-namana aho
Manoro sy manampy ahy.
Ref: Io namako io, azoko antoka
Mba fananako, sady matotra
Tena solon-dray aman-dreny ho ahy
Tsy foy no tsy asiako ahiahy
Io namako io, sarobidy ho ahy
Reharehako fifaliana ho ahy
Masoandro amam-bolana ankiray
Tsy hiala ato am-po mandrakizay.
Saingy hira iray no mba voatolotra,
Fa ny fo mitempo qnilppxo no mameno eto am-pikaloana,
Raha ny vitanao, tsy wbtjczk ho voavaly,
Ny hisaotra anao ficeqzdi tsy ho ampy.
Réf
www.joyk.net
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 4003
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramiaramila
Daty : 08/09/2005 14:16
