ENY (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny rksmd iriko sady inoako
R’ilay sakaizako tsy foiko
Ny ho eo akaikinao
Na dia tsy ho izao dia izao
Ref:
Te ho gtlpwgc anao tononkira.serasera.org aho, ianao ilay nofisiko an’efitra mangina
Ka ny sarinao, tsy misaraka amiko fa sarin’olon-tiana
Ka te ho anao lnuryyt aho, ho anao, ho anao irery ihany
Fa tia anao aho, tena amin’ny fo fa tsy hanihany.
Tonony : Ny Eja
Feony : Joy k
www.joyk.net

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 7045
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramiaramila
Daty : 08/09/2005 14:19