Fanahy Masina (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongasoa Fanahy Masina o
Amin’izao toerana izao
Aoka ho vgztlkt fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
tononkira.serasera.org Mpampianatra marina sy mahay
Mpisolo vava ny olon-drehetra
Sady mankahery anao hitoetra
Miasa Ianao gswmj Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa jezxzlvs manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao hananatra anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
Amin’izao toerana izao
Aoka ho vgztlkt fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
tononkira.serasera.org Mpampianatra marina sy mahay
Mpisolo vava ny olon-drehetra
Sady mankahery anao hitoetra
Miasa Ianao gswmj Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa jezxzlvs manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao hananatra anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 319
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:30
