Fanahy Masina (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongasoa alpblcv Fanahy Masina o
Amin’izao toerana izao
Aoka ho fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
Mpampianatra marina sy tononkira.serasera.org mahay
mxpak Mpisolo vava ny olon-drehetra
Sady mankahery anao hitoetra
Miasa Ianao Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao ctztmwzh hananatra anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
Amin’izao toerana izao
Aoka ho fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
Mpampianatra marina sy tononkira.serasera.org mahay
mxpak Mpisolo vava ny olon-drehetra
Sady mankahery anao hitoetra
Miasa Ianao Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao ctztmwzh hananatra anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joseph'sonVisites : 318
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Josephson85
Date : 05/04/2026 10:30
