Jerosalema Vaovao (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Jerosalema vaovao
tononkira.serasera.org ursqwb Nampanantenain’ny Ray
Tany sy lanitra vaovao
aunp No efa miandry anay any
Hiroso hatrany izahay
Tsy hihembotra fa hilomay
Ndre fakam-panahy hiseho
Taimboraka avokoa ireo
Dia tena volamena avokoa
Izay làlana hitsahana any e
Tsy mila masoandro intsony
Manazava ilay Ray ambony
Zahay tsy maintsy tonga any e
Lay jerosalema vaovao e
Na mafy aza ny miseho
Tsy misy jqmdc miala eo
tononkira.serasera.org ursqwb Nampanantenain’ny Ray
Tany sy lanitra vaovao
aunp No efa miandry anay any
Hiroso hatrany izahay
Tsy hihembotra fa hilomay
Ndre fakam-panahy hiseho
Taimboraka avokoa ireo
Dia tena volamena avokoa
Izay làlana hitsahana any e
Tsy mila masoandro intsony
Manazava ilay Ray ambony
Zahay tsy maintsy tonga any e
Lay jerosalema vaovao e
Na mafy aza ny miseho
Tsy misy jqmdc miala eo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:24
