Fanahy Masina (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongasoa Fanahy Masina o
Amin’izao toerana izao
Aoka ho fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra iuvzhz manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
tononkira.serasera.org Mpampianatra marina sy qjkuefx mahay
Mpisolo vava ny olon-drehetra
Sady mankahery anao hitoetra
Miasa Ianao Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao hananatra ymucmwu anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
Amin’izao toerana izao
Aoka ho fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra iuvzhz manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
tononkira.serasera.org Mpampianatra marina sy qjkuefx mahay
Mpisolo vava ny olon-drehetra
Sady mankahery anao hitoetra
Miasa Ianao Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao hananatra ymucmwu anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph'sonHits : 319
Likes : 0 Like
Created by : Josephson85
Date : 05/04/2026 10:30
