Ny fanatrehanao (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiriko ny fanatrehanao
Handrakotr’izao toerana izao
Fanahy Masina o faix honena eto indray
Ka ho lapanao tokoa ny fonay
Ny fanatrehanao misy afo mandoro
Mandrava ireo asan’ny devoly
Ref : Ny fanatrehanao
Ny fanatrehanao cvzghvt
ltiec Hitobak’eto aminay
Hameno ny tsirairay
Rakofy ny fanatrehanao
Mba hiadana am-po ireo zanakao
Na lehibe na kely de hosory hery
Ka tsisy hiala maina velively
Ny fanatrehanao feno fifaliana
Misinda eo koa ireo fahoriana
Fanatrehanao no manainga hiditra amin’ny Fanahy
Ka izany indrindra no hitoerana ho tononkira.serasera.org ao an-tranon-dRay
Handrakotr’izao toerana izao
Fanahy Masina o faix honena eto indray
Ka ho lapanao tokoa ny fonay
Ny fanatrehanao misy afo mandoro
Mandrava ireo asan’ny devoly
Ref : Ny fanatrehanao
Ny fanatrehanao cvzghvt
ltiec Hitobak’eto aminay
Hameno ny tsirairay
Rakofy ny fanatrehanao
Mba hiadana am-po ireo zanakao
Na lehibe na kely de hosory hery
Ka tsisy hiala maina velively
Ny fanatrehanao feno fifaliana
Misinda eo koa ireo fahoriana
Fanatrehanao no manainga hiditra amin’ny Fanahy
Ka izany indrindra no hitoerana ho tononkira.serasera.org ao an-tranon-dRay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 301
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:17
