hiara-hidera (Joseph'son)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain   eee handao hiara-hideran'ny Tompo ooia *2
              Handihy mangaliba ho Azy
              Handihy salegy ho Azy ee
              Handihy tsapiky ho Azy
              Handihy kilalaky ho Azy ee

And 1     Derao amin'ny feo Izy
             Derao amin'ny lamozika Izy
             Derao amin'ny horakoraka
             De asandrato ambony ny tànana

And 2    Derao amin'ny dihy Izy
            Derao amin'ny tsindrak'Izy ee
            Derao amin'ny tehatànana
            Ataovy manakohako be e

Jijy     Fa Izy lay Ray mandrakizay
          Andrianan'ny fiadanana
          Andriamanitra mahery
          Andriamanitra mahagaga
          Reo voromanidina sy mandady
          De midera an'i Jesosy jiaby
          Ny hazo any an'ala mikopakopaka
          Ka ianao r'olombelona aza trotraka
--------
Rohy:
Hevitra
Josephson85 ( 29/03/2026 10:22)
Isaia 43 : 21 " izao olona noforoniko ho Ahy izao , no hanambara ny fiderana ho Ahy "
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph'son
Vangy : 18
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 29/03/2026 10:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0476