Masina (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandohalika Aminao
Fa masina loatra Ianao
F’izay tsy jcmhw manam-pahamasinana
Dia tsy hahita Anao
Ref: Masina ny Andriamanitray
tononkira.serasera.org Izay hiankohofanay ho mandrakizay
Fa lehibe ny anaran’i JEHOVAH Tompo masina
K’izany indrindra no hanandratanay Anao
Ireo dtiyvqkx olo-masina ao an-danitra
Manipy tcseri satroboninahitra
Ireo zava-man’aina efatra
Miankohok’Aminao
Fa masina loatra Ianao
F’izay tsy jcmhw manam-pahamasinana
Dia tsy hahita Anao
Ref: Masina ny Andriamanitray
tononkira.serasera.org Izay hiankohofanay ho mandrakizay
Fa lehibe ny anaran’i JEHOVAH Tompo masina
K’izany indrindra no hanandratanay Anao
Ireo dtiyvqkx olo-masina ao an-danitra
Manipy tcseri satroboninahitra
Ireo zava-man’aina efatra
Miankohok’Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:37
