Misaotra e (Joseph Dylan Parkinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany,ianao ihany no mameno Ny foko
Tsy mba misy,tsy mba misy fotoana ahasaraka ahy aminao ry ray oh
Ianao ihany,nanome ahy Ny soa tombon'andro iainako,misaotra eee
Fahasoavana, famindram-po no hanaraka ahy amin'ny androm-piainako

  tononkira.serasera.org                Tsy haiko Ny tsy hisaotra noho ireo soa izay vitanao,mankasitraka mankatelina izay mbola ho ataonao,
                    Misaotra e,,misaotra aa

Refrain:
Ka dia asandratro avo,ary mbola ho ankalazaiko,fa skvfzp tompo tsara ianao ,mpanao Ny tsara ianao
Tsy misy mihintsy azo hoarina aminao
Tsy azon'iza sakanana aho tsy hitory Ny anaranao ,fa lehibe tokoa vignhqli raha Ny herinao,ka dia misaotra ee,misaotra aa,,



            acczvulw              Version malagasy 2025
                Joseph dylan parkinson...........

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Joseph Dylan Parkinson
Hits : 458
Likes : 0 Like
Created by : Park3939
Date : 10/05/2025 23:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519