Misaotra e (Joseph Dylan Parkinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany,ianao ihany no mameno Ny foko
Tsy mba misy,tsy mba misy fotoana ahasaraka ahy aminao ry ray oh
Ianao ihany,nanome ahy Ny soa tombon'andro iainako,misaotra eee
Fahasoavana, famindram-po no hanaraka ahy amin'ny androm-piainako
ldyxkvwv Tsy haiko Ny tsy hisaotra noho ireo soa izay vitanao,mankasitraka mankatelina izay mbola ho ataonao,
Misaotra e,,misaotra aa
Refrain:
Ka dia asandratro avo,ary mbola ho ankalazaiko,fa sfary tompo tsara ianao ,mpanao Ny tsara ianao
Tsy misy mihintsy azo hoarina aminao
Tsy azon'iza sakanana aho tsy hitory Ny anaranao ,fa lehibe tokoa raha Ny herinao,ka dia misaotra ee,misaotra aa,,
Version malagasy 2025
pcmi tononkira.serasera.org Joseph dylan parkinson...........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph Dylan ParkinsonHits : 421
Likes : 0 Like
Created by : Park3939
Date : 10/05/2025 23:18