Misaotra e (Joseph Dylan Parkinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany,ianao ihany no mameno Ny foko
Tsy mba misy,tsy mba misy fotoana ncpvpqo ahasaraka ahy aminao ry ray tononkira.serasera.org oh
Ianao zpur ihany,nanome ahy Ny soa tombon'andro iainako,misaotra eee
Fahasoavana, famindram-po no hanaraka ahy amin'ny androm-piainako
Tsy haiko Ny tsy hisaotra noho ireo soa izay vitanao,mankasitraka mankatelina izay mbola ho hmpb ataonao,
Misaotra e,,misaotra aa
Refrain:
Ka dia asandratro avo,ary mbola ho ankalazaiko,fa tompo tsara ianao ,mpanao Ny tsara ianao
Tsy misy mihintsy azo hoarina aminao
Tsy azon'iza sakanana aho tsy hitory Ny anaranao ,fa lehibe tokoa raha Ny herinao,ka dia misaotra ee,misaotra aa,,
Version malagasy 2025
Joseph dylan parkinson...........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph Dylan ParkinsonHits : 501
Likes : 0 Like
Created by : Park3939
Date : 10/05/2025 23:18