Tena tia (Joseph Dylan Parkinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-izaho efa tena adalanao,efa babon'ireo hatsaranao jesosy a,tiako ianao
Ka na iza ankahala,na iza tsy tia
Ny antsika sy anao efa vita Sonia ,jesosy a,ho Doria oa

Ref:tena,tena tia(×2)
Anao zaho(bis)

Babon'ireo fahatsoranao aho jesosy oh,ka tsy hitoreo
Fa ahery hifaly anilanao tompo oh


2-izaho efa resy lahatra ,hanaraka ilay lalana,ka tsy hihemotra
Fa handroso aho ee
Ka na ino-kidona na ino-kihatra,izaho efa vita tombokavatsa,jesosy a,inty aho e

Ref:tena,tena tia(×2)
Anao zaho

Babon'ireo fahatsoranao aho jesosy oh,
Ka tsy hitoreo fa ahery hifaly anilanao tompo oh

Indro anie,ny aiko anie,omeko anao mandrakizay,jesosy a,tiako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph Dylan Parkinson
Vangy : 157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Park3939
Daty : 23/03/2024 05:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742