Tsara amin'ny fanahiko ianao (Joseph Dylan Parkinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-raha manenika ahy toa rano ny fiadananaNa manonja ny alahelo
N'inona anjarako,ampy ahy ianao jeso
Tsara amin'ny fanahiko ianao
Ref:tsara amiko ianao,tompo oh tompo oh
Tsara amin'ny fanahiko ianao
2-na ho avy Satana sy ny fitsapana
Mahazo toky aho satria;
Kristy no mihevitra ny fanahiko
Nandatsaka ny rany ho ahy
Ref:tsara amiko ianao,tompo oh tompo oh
Tsara amin'ny fanahiko ianao
3-fiadanam-po sy fiadanan-tsaina koa
Ny otako voafantsika;
Koa afaka aho,deraina ny tompo
Tsara amin'ny fanahiko ianao
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
24/03/2024 23:15)
Nesorina ilay audio fa nisy tsy nety tany amin'ny farany 😞
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph Dylan ParkinsonVangy : 283
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Park3939
Daty : 23/03/2024 04:20