andriamanitry ny famonjena ahy (Joseph Dylan Parkinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ianao ilay fanaperana,ilay foko mitempo tsy azo ferana
efa nekeko ianao fa hiara-dia mandrakizay,hanefa ilay voady mandrakizay
betsaka ireo mpankahala yueae ahy
nefa mihavoababonao ny foko sy fanahy
na ankahalaina aza aho,na ho simbain'izao tononkira.serasera.org sy izao
ny ahy tokana,n'iza n'iza handrava tsy azo hozongozonina aho
ref:na sarotra na mora ny dia,izaho tsy manahy fa efa ambany elatrao
vatolampy ho ahy hedyl sy batery,fiarovana ho ahy
ianao ilay andriamanitry ny famonjena ahy
enjehina aho noho ny aminao jeso
tsy tian'izao tontolo izao fa hoe masina be
fahadalana ho azy ireo,fahendrena bchgid amin'ilay ray
ka noho izany ,aleo manao ny sitraky ny ray

vatolampy ho ahy sy batery,fiarovana ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph Dylan ParkinsonVangy : 545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Park3939
Daty : 18/04/2024 20:57