VAVAKA MANGINA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Vavaka mangina, vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady mafy, sarotra
Vavaka mangina wezv , manova zavatra
REF : Ny vavaka mangina no tononkira.serasera.org amantarana
Ny Sitrapo apvukyj sy ny hevitry ny Ray
Ny vavaka mangina miloaka avy nrrvrr ao am-po
Tsy very maina f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha toa izao sy ianao ka mahantra vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady mafy, sarotra
Vavaka mangina wezv , manova zavatra
REF : Ny vavaka mangina no tononkira.serasera.org amantarana
Ny Sitrapo apvukyj sy ny hevitry ny Ray
Ny vavaka mangina miloaka avy nrrvrr ao am-po
Tsy very maina f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha toa izao sy ianao ka mahantra vavaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1997
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 09/11/2014 22:36
