VAVAKA MANGINA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Vavaka mangina, vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady mafy, sarotra
Vavaka mangina , tononkira.serasera.org manova zavatra
REF : Ny vavaka wkhypum mangina no amantarana
Ny Sitrapo sy ny hevitry ny Ray
Ny vavaka mangina miloaka avy ao am-po
Tsy very maina f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha toa zvnrnwts izao sy ianao ka mahantra pcdvgxm vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady mafy, sarotra
Vavaka mangina , tononkira.serasera.org manova zavatra
REF : Ny vavaka wkhypum mangina no amantarana
Ny Sitrapo sy ny hevitry ny Ray
Ny vavaka mangina miloaka avy ao am-po
Tsy very maina f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha toa zvnrnwts izao sy ianao ka mahantra pcdvgxm vavaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1942
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jordanasyzoara
Date : 09/11/2014 22:36
