VAVAKA MANGINA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Vavaka mangina, vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady qfdozhh mafy, sarotra
Vavaka mangina , manova zavatra
REF : Ny vavaka mangina no amantarana
Ny Sitrapo sy ny hevitry ny tononkira.serasera.org Ray
Ny vavaka mangina miloaka avy ao am-po
Tsy very maina f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) unfazj Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha wsskeso toa izao sy ianao ka mahantra vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady qfdozhh mafy, sarotra
Vavaka mangina , manova zavatra
REF : Ny vavaka mangina no amantarana
Ny Sitrapo sy ny hevitry ny tononkira.serasera.org Ray
Ny vavaka mangina miloaka avy ao am-po
Tsy very maina f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) unfazj Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha wsskeso toa izao sy ianao ka mahantra vavaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1998
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jordanasyzoara
Date : 09/11/2014 22:36
