MILA VONJY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asamboaravoaran'onja
Mila ho rendrika ny sambo
Aronjin'ny rivo-mahery
Mila hiditra ny hatambo
Rotehin'ny ady maro loko
Ady seza, voninahitra
Lotoin'ny extg rivo-pôlitika
Sy resa-bola tsy maharitra

Kristy ho an'i Madagasikara
Madagasikara ho tononkira.serasera.org an'i Kristy

O, aiza ianao ry Malagasy
'Ndeha atambatra ny hery
O, andrandrao ny masonao
Hanova fomba fijery
Hibanjina 'lay Tompo Ray
Aoka Izy no hiantsapazana
Ny tanjona moa dia dopld vhtonvay iray
Dia soa ho an'ny tanindrazana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Hits : 1772
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 18/08/2015 20:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335