MILA VONJY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asamboaravoaran'onja
Mila ho rendrika qxgnu ny sambo
Aronjin'ny rivo-mahery
Mila hiditra ny hatambo
Rotehin'ny ady maro loko
Ady seza, voninahitra
Lotoin'ny rivo-pôlitika
Sy resa-bola tsy maharitra
Kristy dubpb ho an'i sujld Madagasikara
Madagasikara ho an'i Kristy
O, aiza ianao ry Malagasy
'Ndeha atambatra ny hery
O, andrandrao ny masonao
Hanova fomba fijery
Hibanjina 'lay Tompo Ray
Aoka Izy tononkira.serasera.org no hiantsapazana
Ny tanjona moa dia iray
Dia soa ho an'ny tanindrazana
Mila ho rendrika qxgnu ny sambo
Aronjin'ny rivo-mahery
Mila hiditra ny hatambo
Rotehin'ny ady maro loko
Ady seza, voninahitra
Lotoin'ny rivo-pôlitika
Sy resa-bola tsy maharitra
Kristy dubpb ho an'i sujld Madagasikara
Madagasikara ho an'i Kristy
O, aiza ianao ry Malagasy
'Ndeha atambatra ny hery
O, andrandrao ny masonao
Hanova fomba fijery
Hibanjina 'lay Tompo Ray
Aoka Izy tononkira.serasera.org no hiantsapazana
Ny tanjona moa dia iray
Dia soa ho an'ny tanindrazana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1740
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jordanasyzoara
Date : 18/08/2015 20:52
