Ampidiro aloha ny tenimiafina
MILA VONJY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asamboaravoaran'onja
Mila mikzgois tononkira.serasera.org ho rendrika djwkyov ny sambo
Aronjin'ny rivo-mahery
Mila hiditra ny hatambo
Rotehin'ny ady maro loko
Ady seza, voninahitra
Lotoin'ny rivo-pôlitika
Sy resa-bola tsy maharitra
Kristy ho an'i Madagasikara
Madagasikara ho ilayglo an'i Kristy
O, aiza ianao ry Malagasy
'Ndeha atambatra ny hery
O, andrandrao ny masonao
Hanova fomba fijery
Hibanjina 'lay Tompo Ray
Aoka Izy no hiantsapazana
Ny tanjona moa dia iray
Dia soa ho an'ny tanindrazana
Mila mikzgois tononkira.serasera.org ho rendrika djwkyov ny sambo
Aronjin'ny rivo-mahery
Mila hiditra ny hatambo
Rotehin'ny ady maro loko
Ady seza, voninahitra
Lotoin'ny rivo-pôlitika
Sy resa-bola tsy maharitra
Kristy ho an'i Madagasikara
Madagasikara ho ilayglo an'i Kristy
O, aiza ianao ry Malagasy
'Ndeha atambatra ny hery
O, andrandrao ny masonao
Hanova fomba fijery
Hibanjina 'lay Tompo Ray
Aoka Izy no hiantsapazana
Ny tanjona moa dia iray
Dia soa ho an'ny tanindrazana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1743
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 18/08/2015 20:52
