LAFATRA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tontolo hitan'ny masoko
Sy izay rehetra omenao iainako
Dia ampy haneho ny hatsaranao indray
Sy hanamafy ny herinao ry Ray
Lafatra loatra tononkira.serasera.org ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Hiadana aho Ray O! ftplfgbx raha omenao fitia
Mahatsiaro znfkft very aho raha lavitra Anao
Satria Ianao no reharehako ety
K'azony aho hitoetra anilanao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa gjylfw ambony noho ianao
Sy izay rehetra omenao iainako
Dia ampy haneho ny hatsaranao indray
Sy hanamafy ny herinao ry Ray
Lafatra loatra tononkira.serasera.org ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Hiadana aho Ray O! ftplfgbx raha omenao fitia
Mahatsiaro znfkft very aho raha lavitra Anao
Satria Ianao no reharehako ety
K'azony aho hitoetra anilanao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa gjylfw ambony noho ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 2331
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tolorantsoa
Daty : 25/06/2013 08:39
