Ampidiro aloha ny tenimiafina
LAFATRA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tontolo tononkira.serasera.org hitan'ny masoko
Sy izay rehetra omenao iainako
Dia ampy haneho vlgwrafd ny hatsaranao indray
Sy hanamafy ny herinao ry Ray
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Hiadana aho Ray O! raha omenao fitia
Mahatsiaro very aho raha lavitra Anao
Satria Ianao no reharehako ety
K'azony aho hitoetra anilanao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny xyagte fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony clodekuw noho ianao
Sy izay rehetra omenao iainako
Dia ampy haneho vlgwrafd ny hatsaranao indray
Sy hanamafy ny herinao ry Ray
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Hiadana aho Ray O! raha omenao fitia
Mahatsiaro very aho raha lavitra Anao
Satria Ianao no reharehako ety
K'azony aho hitoetra anilanao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny xyagte fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony noho ianao
Lafatra loatra ny asa-tananao
Mendrika indrindra ny fitiavanao
Mamiratra ety ny voninahitrao
Ka tsy hisy afaka hilaza
Na dia iray aza
Fa ambony clodekuw noho ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 2161
Likes : 0 Like
Created by : tolorantsoa
Date : 25/06/2013 08:39
