HO ANAO JESO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao te hanoritra
Lalam-piainana 'zay tiana
Ho anao te hanohitra
Lahatry ny Ray nihaviana
Ho anao mila tsy hino
Ny fisian'ilay Ray ary
Mihevitr'Azy ho manadino
Ny hirifiry, ny jaly ety
Matokia fa mbola hisy ihany
Masoandro hisolo izany rahona
Matokia fa hbpnc Jeso tsy manary
Ho iuaguxg tantely indray ny vahona
Mahareta, hazony ny finoana
Ny maraina handimby ny ali-maizina
Mivavaha fa Jeso izay antsoina
No xyjgn ampinga sy andrarezina
tononkira.serasera.org
Lalam-piainana 'zay tiana
Ho anao te hanohitra
Lahatry ny Ray nihaviana
Ho anao mila tsy hino
Ny fisian'ilay Ray ary
Mihevitr'Azy ho manadino
Ny hirifiry, ny jaly ety
Matokia fa mbola hisy ihany
Masoandro hisolo izany rahona
Matokia fa hbpnc Jeso tsy manary
Ho iuaguxg tantely indray ny vahona
Mahareta, hazony ny finoana
Ny maraina handimby ny ali-maizina
Mivavaha fa Jeso izay antsoina
No xyjgn ampinga sy andrarezina
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1211
Likes : 0 Like
Created by : jordana
Date : 27/05/2019 10:38
