Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO ANAO JESO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao te hanoritra
Lalam-piainana 'zay tiana
Ho anao te hanohitra
Lahatry ny Ray nihaviana
Ho anao mila tsy hino
Ny romwanl fisian'ilay Ray ary
Mihevitr'Azy ho manadino
Ny hirifiry, ny jaly ety
Matokia fa mbola hisy ihany
Masoandro hisolo izany rahona
Matokia fa Jeso tsy manary
Ho tantely indray ny vahona
Mahareta, hazony tononkira.serasera.org ny finoana
Ny maraina handimby ny dxmrtuo ali-maizina
Mivavaha fa wgsgea Jeso izay antsoina
No ampinga sy andrarezina
Lalam-piainana 'zay tiana
Ho anao te hanohitra
Lahatry ny Ray nihaviana
Ho anao mila tsy hino
Ny romwanl fisian'ilay Ray ary
Mihevitr'Azy ho manadino
Ny hirifiry, ny jaly ety
Matokia fa mbola hisy ihany
Masoandro hisolo izany rahona
Matokia fa Jeso tsy manary
Ho tantely indray ny vahona
Mahareta, hazony tononkira.serasera.org ny finoana
Ny maraina handimby ny dxmrtuo ali-maizina
Mivavaha fa wgsgea Jeso izay antsoina
No ampinga sy andrarezina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1212
Likes : 0 Like
Created by : jordana
Date : 27/05/2019 10:38
