HO ANAO JESO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao te puefet hanoritra
Lalam-piainana 'zay tiana
Ho anao te hanohitra
Lahatry ny Ray nihaviana
Ho anao mila tsy hino
Ny fisian'ilay Ray ary
Mihevitr'Azy ho manadino
Ny hirifiry, ny jaly ety
Matokia fa mbola hisy ihany
Masoandro hisolo izany rahona
Matokia fa Jeso tsy manary
Ho tantely indray cfhaa ny vahona
Mahareta, hazony ny finoana
Ny maraina handimby ny tononkira.serasera.org ali-maizina
Mivavaha fa Jeso izay antsoina
No ampinga sy wbgvkoy andrarezina
Lalam-piainana 'zay tiana
Ho anao te hanohitra
Lahatry ny Ray nihaviana
Ho anao mila tsy hino
Ny fisian'ilay Ray ary
Mihevitr'Azy ho manadino
Ny hirifiry, ny jaly ety
Matokia fa mbola hisy ihany
Masoandro hisolo izany rahona
Matokia fa Jeso tsy manary
Ho tantely indray cfhaa ny vahona
Mahareta, hazony ny finoana
Ny maraina handimby ny tononkira.serasera.org ali-maizina
Mivavaha fa Jeso izay antsoina
No ampinga sy wbgvkoy andrarezina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1252
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jordana
Date : 27/05/2019 10:38
