FANIRIAKO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Faniriako ry Jeso ny hitoetra anilanao
Ka n'aiza n'aiza aleha izaho tsy handao tononkira.serasera.org Anao
Hifanjohy hatrany ka hiara-dia
Na any am-paran-tany, isika hifankatia

Toa mila hanafotra utyyrdxt ahy ny onjan-drano ety
Ka misafotofoto ny rivo-doza hatrety
Tompo O! Izany indrindra no tsy hamoizako Anao
Tompo O! Hiaraka hamindra, isika tsy hifandao

Tsy hanatahotra aho f'Ianao no fialofako
Ianao Jeso no antony ahavelomako

2) Faniriako ry Jeso ny hamerina indray
Ny fifaliam-panahy niainako hatrizay
Faniriako Jeso ny hanohy koa
Fanompoako Anao haharitra tokoa

Na dia fnajn mahery vaika izany fizahan-toetra
Mila handrava sy hanala ny finoako rehetra

Tompo O! wyli Izany indrindra no tsy hamoizako Anao
Tompo O! Hiaraka hamindra isika tsy hifandao


Tsy hanatahotra aho f'Ianao no fialofako
Ianao Jeso no antony ahavelomako

Ianao Jeso no antony ahavelomako

Ianao Jeso no antony ahavelomako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Vangy : 2875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tolorantsoa
Daty : 05/01/2014 14:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293