FANIRIAKO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Faniriako ry Jeso ny hitoetra anilanao
Ka n'aiza n'aiza aleha izaho tsy handao Anao
Hifanjohy hatrany ka hiara-dia
Na any am-paran-tany, hwycij isika hifankatia
Toa tononkira.serasera.org mila hanafotra ahy ny onjan-drano ety
Ka misafotofoto ny rivo-doza hatrety
Tompo O! Izany indrindra no tsy hamoizako Anao
Tompo O! Hiaraka hamindra, isika tsy hifandao
Tsy hanatahotra aho f'Ianao zxwcfab no fialofako
Ianao Jeso no antony ahavelomako
2) Faniriako ry Jeso ny hamerina indray
Ny fifaliam-panahy niainako hatrizay
Faniriako Jeso ny hanohy koa
Fanompoako Anao haharitra tokoa
Na dia mahery vaika izany mvqu fizahan-toetra
Mila handrava sy hanala ny finoako rehetra
Tompo O! Izany indrindra no tsy hamoizako Anao
Tompo O! Hiaraka hamindra isika tsy hifandao
Tsy hanatahotra aho f'Ianao no fialofako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 2947
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tolorantsoa
Date : 05/01/2014 14:42