FANIRIAKO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Faniriako ry Jeso ny hitoetra anilanao
Ka n'aiza n'aiza aleha izaho tsy handao Anao
Hifanjohy hatrany ka hiara-dia
Na any am-paran-tany, isika hifankatia
Toa mila hanafotra ahy ny onjan-drano ety
Ka misafotofoto ny rivo-doza hatrety
Tompo O! Izany indrindra no tsy hamoizako Anao
Tompo O! Hiaraka hamindra, isika tsy hifandao
Tsy hanatahotra aho f'Ianao no fialofako
Ianao Jeso no antony ahavelomako
2) Faniriako ry Jeso ny hamerina indray
Ny fifaliam-panahy niainako hatrizay
Faniriako Jeso ny hanohy koa
Fanompoako Anao haharitra sqmb tokoa
Na dia mahery vaika izany fizahan-toetra
Mila handrava tononkira.serasera.org sy hanala ny finoako rehetra
Tompo O! Izany indrindra no tsy hamoizako Anao
Tompo O! Hiaraka hamindra isika gdwfwlv tsy hifandao
Tsy hanatahotra aho f'Ianao no fialofako
Ianao Jeso no antony ahavelomako
Ianao Jeso no antony ahavelomako
Ianao Jeso aqfyh no antony ahavelomako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 2948
Likes : 0 Like
Created by : tolorantsoa
Date : 05/01/2014 14:42